Fri Jan 24 2020 13:31:08 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 13:31:09 -05:00
commit 3b3c336a94
10 changed files with 24 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Akehitriny gny mombany niavian' i Jesosy Kristy Tompontsika sy gny nandagnonany antsika iaraka aminazy: magnotany anareo zahay, ralay, \v 2mba tsy ho mora elin-gelegniny na hagoaigna anareo, na amy gny fagnahy, na amigny hafatra, na amy gny taratasy zay akora hoe ho avy aminay, noho gny vokatry gny fihevian' zany andron' ny Jagnahary zany.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Aza avela hisy olo hagnambaka anareo na amy gny fomba ahôna. Fa tsy hoavy zany raha tsy hafarany fiheviny fahalavona, ka gny lelay mpamadika lalàgna da abôky, gny zanaky gny fahasimbana. [Fagnamarinana: gny dikan-teny taloha sasany da mivaky hoe: "ary gny lelay mpanota da abôky"].\v 4Izy gny mpanoitra sy manandra-tegnany amy gny raha rehetra atsovana hoe Jagnahary na zay ivavahana. Vokatra zany, da nidoboky tao amy gny Tempolin' i Jagnahary izy ka nagnabôky gny tegnany akôra Zagnahary.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Tsy tadidinareo ma zaho mbola niaraky taminareo da nizaka gny raha reo?\v 6Ankehitriny fantanareo ino gny mitagna anazy, mba hibôany amy gny fotôgna mety raika avao. \v Fa gny raha-mifiny fandikan-dalàgna defa miasa, misy olo raiky avao misakana anazy akehtriny mandra-piagana anazy teo amy gny lalagna.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 8 Avy eo gny tena mpandika lalàgna da ho abôky, zay hovonoin' i Jesosy ragnandria amy gny fofonaigna gny vavany. Gny Jagnahary da ninday anazy amigny tsy misy dikany amy gny alalan' ny fiboany gny fieviny.9Gny tena mpandika lalàgna da havy amy gnasany Satana miaraka amy gny hery aby, gny famantarana, sy gny fahagagana vandivandy, \v 10 sady miampy fitaky maro amy gny tsy fahamarinana.Zany raha zany da ho andreo zay very, satria izy reo da tsy nadray gny fitiavana gny fahamarinana mba ahavotra andreo.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v11 Noho zany antony zany da nandefa gn' asa fahadisoana Jagnahary mba hagnekè ndreo gny vandy. \v 12Vokatra zany da hoatsaraina daholo izy aby, ndre zay tsy mino gny fahamarinana fa koja mangala fahafinaretana amy gny tsy fahamarinana.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa zahay da tokony magnome fisôrana an' i Jagnahary fehizay ho anareo ralay nitiaviny Tompo. Fa Jagnahary gny nifidy anareo akôra voaloham-bokatra hoan' ny famonjena amy gny fagnamasinana gny Fagnahy sy gny finoana gny fahamarinana. [Fagnamarinana: ny dikany teny hafa da mivaky akôizao: "Fa Jagnahary da nifidy anareo tamboalohany hoan' my famojena"].\v 14Zany gny nagnatsovany anareo tamigny alala gny filazantsaranay mba azahoanareo gny voninahitr' i Jesosy Kristy ragnandria.\v 15 Ka avy amizany ralay, mijoroa mafy. Tano gny fahamarinana zay nampianarina anareo. Na tamigny zaka tamigny taratasinay.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Ankehitriny aoka i Jesosy Kristy Tompotsika tegnany, ary Jagnahary Aban-tsika zay tetsika sady nagnome atsika fankaherezana mandrakizay sy gny fahatokisana tsara amy gn' avy amy gny alalany fahatsarana,\v 17hankahery sady hametraka gny fonareo amy gn' asa maro tsara sy gny zaka.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -7,6 +8,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 2360715f8939592832f459f15a9d31f652d3cc04
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -34,4 +37,7 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> f343fc6c61d42b19fd00fc6cd68d79ced2edbde8
=======
>>>>>>> 2360715f8939592832f459f15a9d31f652d3cc04

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD118"
"MAD118",
"MAD119"
],
"finished_chunks": [
"03-04",
@ -49,6 +50,13 @@
"01-03",
"01-06",
"03-06",
"03-13"
"03-13",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-11",
"02-13",
"02-16"
]
}