Fri Jan 24 2020 13:41:01 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 13:41:02 -05:00
commit 52264364d6
11 changed files with 27 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Ankehitriny mikasiky ireo fotoagna sy ireo vanim-potoagna, ry rahalahy, tsy mila ndre ino ndre ino voasoratra hoanareo anareo. \v 2Fa anareo gny tegnanareo mahalala tsara gnandron'ny Tompo, da hoavy akô gny mpangalatra amign'aligna. \v 3Laha mizaka indreo, "Miadagna sy milamigna," da fagnapotehana tampoka gnoavy amindreo io. Akô gny faharariany viavy bevohoka laha miteraka zany. Tsy afaka milefa zany idreo.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa anareo, ry rahalahy, da tsy ao agnatin'ny gnizigna ka hagnatratra anareo tampoka gny mpangalatra gnandro. \v 5 Fa anareo aby samby zanakign'mazava sy zanakagnandro. Tsy zanakign'aligna itsika na gnijigny. \v 6 Nony zany, andao itsika hatory akôra gny fataony gn'ambony. Nefa saky, Ôka itsika iembigna sy hahon-tegna. \v 7 Fa indreo matory da magnano anizany amignaligna, ary indreo ze mamo da magnano anizany avakoa amignaligna.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Laha mbola an'gnandro itsika, da tsimentsy mahonon-tegna itsika ary misikina finoagna sy fitiavagna ho fiarovan-tratra, ary ka antokin'ny famonjena am'hoavy amifiarovan-doantsika. \v 9 Fa i Jagnahary tsy nitondro antsika am'favognirana, fa gnajahoana gny famonjena amign'alalan'i Jesosy Kristy Tompontika. \v 10 Izy gny maty hoantsika, ndre mifoha ndre matory, da afaka miaramiaigna aminazy. \v 11 Ka nony zany da mifampionogna ary ka mifampahereja anereo, akôra gnefa nataonareo.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Mangataka aminareo izahay, ralahy, mba agnekenareo magnakely aigna aminareo sy gny mitondra anareo amin'i Tompo ary izay magnanatra anareo. \v 13 Mangataka anareo avao koa iay mba hagnaja andreo am-pitiavagna nony gn'asandreo. Mihavagna amign'tegnanareo. \v 14 Magnanatra anareo iay; rahalay: mampitandrema gny fikorotagnana, ampaherezo indreo kivy, ampio indreo melemy, mahareta amign'rah aby.

1
05/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Lonoka da tsy misy olo mamaly gny ratsy na amin'iza na amin'iza. Fa koja, mikatsava zey tsara hoan'y kirairaiky sy gn'abiaby abidaholo. \v 16 Mifalia fejaifejay. \v 17 Aza melegnina mivavaka. \v 18 Misôra amign'raha aby. Fa zany gny sitrapon-Jagnahary ao amy Kristy Jesosy hônareo.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Kaza mamono gny Fagnay. \v 20Aza magnano antsirambogna gny faminagniana. \v 21Andramo gny raha aby. Mifikira amin-zay tsara. \v 22Alay gny fibohan'ny raty abidaholo.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Jagnaharigny fiadagnana gn'ampamasigna anao tanteraka. Ôka gny fagnainareo abidahôlo, Gnaigna, ary gny vatagna da hatsarana tsy hanagna tsigny amign'fihaviany Jesosy Kristy Tompotsika. \v 24 Mahatoky izy gnangentso anao, Izy raiky zay hagnano anizany avao koa.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Rahalahy, mivavaha avao koa hoanay. \v 26 Agnotsafahy amy gny fitaritana masigna gny rahalahy aby. \v 27 Mangataka aminareo amy Tompo iaho mba ho vakina amigny rahalahy aby ity taratasy ity. \v 28 Ho aminareo gny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -7,6 +8,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 072b09ea8986380bdebe5c3643c39e48c068e3dd
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -34,4 +37,7 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 46a3151ad2bd83190644e891bcb79570a3f5e0ae
=======
>>>>>>> 072b09ea8986380bdebe5c3643c39e48c068e3dd

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD119"
"MAD119",
"MAD120"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -65,6 +66,15 @@
"03-11",
"03-08",
"04-title",
"04-16"
"04-16",
"05-12",
"05-15",
"05-23",
"05-25",
"05-title",
"05-04",
"05-08",
"05-01",
"05-19"
]
}