bmm_mrk_text_ulb/14/40.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 40 Niherigna indraika Izy de nahita anjare nandry, fa navesatra ny torimaso ny mason-jare ary tsy nahita zegny novolagnina taminy . \v 41 Nagnatona mpagnintelo Izy ka nivolagna anjareo hoe: ''Mbôla mandry malaka haina fogna va anan-dre? Ampy izay! Efa tonga ny fotogna. zahava! Ny Zanak'ologna nivadihana hatondro an-tagny mpanota. \v 42 Mitsangàna; ando andeha andtsika. Zahavo, efa marikitry ilè hamadiaka Anah.''