bmm_mrk_text_ulb/09/42.txt

1 line
621 B
Plaintext

\v 42 Fô na izôvy na izôvy magnano ra mavignitra ny raiky amin-dre de hely mino Anahy zaré, dia tsara ho ananjy ny agnatognana vato maventy fikorôham-bary mifatotra agnambôzony alatsaho an-dranomasigna. \v 43 Rà ny tagnano no matônga ano ho tafitohigny, bongoa. Fô tsara amino ny managnantra agny amin'ny fiainagna naifa managna tagnan-droai ary handèha agny agnafo be, agny amin'ny afo tsy mety vonoigna. \v 44 [Fanamarihagna: Ny fandikagna tsara kôkoà dia tsy magnisy ny fehezanteny ako amin'ny andigniny faha 44 sy 46 hoe: "Zgny tsy maty mihitsy ny ôfagna agnatiny afo tsy manjary vonoigny mandrakizay."]