bmm_mrk_text_ulb/09/23.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 23 Jesosy nivôlalagnana taminanjy hoe: "Izikoa mahaÿ anô"? \v 24 Ny raha jiaby dia hain'jegny mino." Niaraka tamin'jegny ny baban'dra zaza dia nidalala mafy nagnano hoe: "Matôky zahô! Tahy zaho amin'ny tsy finoako!" \v 25 Kofa hitan'Jesosy iré fôkon'ôlo niazakazaka nagnatogna anjaré, dia nivolagniny mafy lay fagnahy malôto ary nagnano hoe: "Ry fagnahy moà sy maregnina, madidy anô Zaho, mibôaha aminanjy, ary aza miherigny mitsofotro akà aminanjy koà."