1 line
379 B
Plaintext
1 line
379 B
Plaintext
\v 8 Ambela naré ny didin'Andriamanitra fô hazonandré mafy ny fômban'ologno." \v 9 Ary hozy fogna koa Izy tamin'jaré: "Karaha ny karakory ny fagnarianare ny didin' Andriamanitra mbo hitandrenaré ny fômban-drazagnãnaré! \v 10 Fô hozy Mosesy: "Magnaja ny babanô ndraiky réninô," ary koa , "Zegny mivolagna ratsimanjary ny babany na ny réniny dia ho faty tokôatra." |