bmm_mrk_text_ulb/01/29.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 29 Izy koa avy nivoaka ny Sinagoga, dia tôgnga tako andragnon'i Simona ndraïky Andrea zaré, niaraka tamin'i Jaokoba ndraïky Jaona. \v 30 Ary ny rafõzam-bavin' i Simona natôry azontazogno, kaï nivolagnin'jaré tamin'i Jesosy mõmba ananjy. \v 31 Kaï nagnatogna Izy, ké nangalaka ananjy tamin' ny tagnany, ary nagnarigna ananjy; dia afaka ny tazognany, ary nanomboka nanõmpo Ananjy zaré.