bmm_mrk_text_ulb/01/04.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 4 Tônga Jaona, nagnano batisa tagny agn- efitry ary nitoro ny batisan' ny fibèbahagna ho amin' ny famotsõragn- keloko nohon' ny fahotagna. \v 5 Ny tanagnan' ny Jodia jiaby sy ny mponogno jiaby tõ Jerosalema dia tõnga nagnatogno ananjy. Natony batisa tõ amin'ny siragnan'i Jordana zare, izy kofa niheky ny fahotagna. \v 6 Jaona dia nagnato lamba volon- drameva ary nagnano sentiry hôditra take amin' ny andilagna, ary kijaija sy tintely remby no hanignany.