bmm_mrk_text_ulb/03/33.txt

1 line
260 B
Plaintext

Ary Izy namaly hoe: "Azovy no reniko sy rahalahiko? " Ary nijery nagnodidina Azy Izy ary Ahozy hoe: " Jereo , ireto NY reniko sy ny rahalahiko! Fa na zovy na zovy magnano gny sitrapon'Andriamanitra, dia izegny ôlo izegny no rahalahiko,sy anabaviko,ary reniko.