bmm_mrk_text_ulb/03/26.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 26 Raha nitsangana nanohitra NY tenany satana ary nisaraka,de tsy haharitra,ka hifaragna .\v 27 Fa tsy mist afaka miditra ao amin'ny tragnona lehilahy mahery iray ary mandroba gny fananany Raha tsy mamatotra ilay mahery alongany,ary handroba gny andragnony Izy abake.