bmm_mrk_text_ulb/03/20.txt

1 line
405 B
Plaintext

Dia nody tagny andragnony Izy,ary niara-t I-10 indray gny fôkonolo, hany ka tsy afaka nisakafo akory njare. Rehefa nandre gny momba izegny gny fianakaveny,dia niboaka njare haka Azy,satria nokoragni-njare hoe : "Very saina Izy. Ary ireo mpanoradalagna izay nidina Avy any Jerosalema dia nikoragna fa 'Itoeran' i Belzeboba Izy ' , ka, Amin'ny alalan'ny mpanapaky ny demonia no angnabolezany gny demonia.'