bmm_mrk_text_ulb/16/19.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 19 [ Ny fandikana talôha tsara indrindra de manala ny Marka 16: 9-20 ] Kôfa avy nikoragna tamin-jare ny Tompo, de nampiakarina ho any an-danitra Izy ary nidôko eo an-tanana ankavanan' Andriamanitra.\v 20 De dila zare mpianatra nitory ny Bakôra jiaby tegny, ary ny Tompo niara-niasa tamin-jare ary nanamafy ny Bakôra tamin'ny alalan'ny famantaragna izay niraidia tamin'njare.