bmm_mrk_text_ulb/16/14.txt

1 line
575 B
Plaintext

\v 14 [ Fanamarihana: ny fandikana talôha tsara indrindra de manala ny Marka 16:9-20 ] Taoriana hely de niseho tamin'ny araiky amin'ny folo lahy Jesosy raha mbola take ampihinanagna zare, kè nivôlagna maré anjre Izy nohon' ny tsy finoagna ndraiky hamafin' ny fon' zare, satria tsy nino ire izay nahita Anazy taoria'ny nitsanganan'ny tamin' ny maty zare.\v 15 Kè ahozy Izy tamin-jare fô :" Mandihàna agny amin'izao tontolo izao, kè torio amin'ny ôlo jiaby ny filanzantsara.\v 16 Izay mino ndraiky atao batisa no ho vonjena, kè izay tsy mino kôza de ho helohina.