bmm_mrk_text_ulb/16/09.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 9 [ Fanamarihana: Ny fandikana talôha tsara indrindra de manala ny Marka: 16: 9-20] Vô maraigna tamin' ny andro voalohan' ny herinandro, tafaran' ny nitsanganany, de niseho tamin' i Maria Magdalena aloha Izy, ilay nandroahany demonia fito, \v 10 De dila Maria kè nikoràgna ny vaovao tamin' njare niraidia tamin' i Jesosy, raha mbôla nisaona ndraiky nitomany zare.\v 11 Regnin' njare fa velogna Izy kè nahita Anazy izy saingy tsy nino izire.