bmm_mrk_text_ulb/15/45.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 45 Rehefa nahazo antoka tamin' ilay kapiteny izy fa maty Jesosy, de nomeny an' i Josefa ny vatana manara.\v 46 Ary Josefa nividy hariry madinika . Nampandrorogno an' i Jesosy teo amin'ny kakazofijaliana izy. de namono Anazy teo amin'ny fasana izay nolavahana tao amin'ny vatolampy. Aviake nanakodia vato maventy teo amin'ny tamiagnam-pasana izy .\v 47 De hitan' i Maria Magdalena sy Maria maman' i Jesosy ny toerana nandevenagn'Anazy.