bmm_mrk_text_ulb/15/42.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 42 Kôfa tônga ny hariva, satria andro fiomanana, izegny hoe, andro mialohan' ny Sabata io, \v 43 de tônga take Josefa avy agny Aramatia, mpikambana hajaina ao amin'ny Synedriona izy, izay nandigny ny Fanjakan' Andriamanitra. Nanam-pahasahiana izy nankany amin'ny Pilato hangataka ny fatin' i Jesosy.\v 44 Variagna Pilato hoe maty sahady Jesosy ; de nangizan' ilay kapiteny ary nagnontany azy izy raha maty Jesosy.