bmm_mrk_text_ulb/15/19.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 19 Novangohin'izire tamin'ny volotara ny lohany sady nandrora teo aminy. De nandohalika teo anatrehany izire mody nider' Anazy.\v 20 Rehefa avy nagneso Azy izy ire, de nendahin' izire taminy indraiky ny lamba volomparasy ary nampisikinin'izy ire Anazy ny fisikinany manokana , ary de nindesin-jare niboaka Izy mbô hamantsian-jare Anazy.\v 21 Noteren-jare ny mpandalo anakiraiky izay avy agny antsabo mbô hilanja ny kakazofijalian' i Jesosy, lalahy araika angizana hoe Simona Kyreniana Baban'i Aleksandra sy Rofosy.