bmm_mrk_text_ulb/15/16.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 16 Nindosin' ire miaramila ho eo an-kianja Izy ( izay ivon-toeran'ny fanjakana), ary nantsoin-jare jiaby ny antôko miaramila manontolo.\v 17 Nampisikinin' izire lamba volomparasy Jesosy, ary nandrandragna fehiloha fantsy izire ka namemetraka izeigny teo aminy. \v 18 De Nanomboka nangnotsaf' Anazy izire ary nivôlagna hoe:' Arahaba, ry Mpanjakan'ny Jiosy!"