bmm_mrk_text_ulb/15/06.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 6 Kofa tamin'ny andro firavoravoana, de namoaka gadra araiky ho anazy ire fôgna Pilato, gadra izay angatahi'izy ire. \v 7 Niraidia tamin'ire mpikomy tao am-ponja, teo amin'ire mpamono ôlo izay voatazogna nohon'ny fandraisan'izire anjara tamin'ny fikomiana, dia nisy lalahy araika antsoina hoe :"Barnabasy.\v 8 Dia nankeo amin'ny Pilato ny fokonôlo ka Nanomboka nangataka taminy mbô hagnanôvany anazy ire araky ny fataony tagny aloha.