bmm_mrk_text_ulb/14/66.txt

1 line
533 B
Plaintext

\v 66Ary raha te ambany an-kianja Petera, de nagnatona azy araika tamin-jare mpanompo vavin'ny mpisorona be. \v 67 Nahita an'i Petera nitsangana namindro te amin'ny afo izy, de nodinihany akaiky. De ahozy taminy. ''Ano koa niaraka tamin'ile Nazarena, Jesosy. \v 68 ''Fa izy nandà izegny, nagnno hoe: ''Tsy fantako sady tsy azoko ny raha volagnino.'' Avy te de lasa niala ny kianja izy.[Fanamarihana: Ire fandikana asanany manampy hoe: ''De nagneno ny akoho,'' fa ireo fandikagna taloha tsara indrindra dia tsy misy an'io teny io.]