bmm_mrk_text_ulb/14/63.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 63 Ary ny mpisorona be nan-drota ny lambany sady nagäno hoe: ''Mbola mila vavolombelogna koa va antsika?\v 64Efa regninan-dre ny fitenenan-dratsy. Ino no fanapahan-kevitra anan-dre?'' Zare jiaby samby nagnameloka Azy ny mendrika ho maty.\v 65 Ny asnany niantetra nandrora tamin'Anjy ary nanampigna ny tarehiny ka nandamoka Anan-jy ary nagano taminy hoe: ''Maminagnia! Ary ire manamboninahitra nalakan'Anjy ka nandaroka Anan-jy