bmm_mrk_text_ulb/14/60.txt

2 lines
485 B
Plaintext

\v 60 \ ny mpisorona be de nitsangana te amiv 62n-jare de nagnontany an'i Jesosy hor: '' Tsy manan-kovaligana anga Ano? Ino no hiampangan-jare Ano izany?''\v 61 Fa nagigna
Izy sady tsy namaly na ino na ino. De mbôla nagnontany Anan-jy indraiaka ny mpisorona be hoe: ''Iano va i Kristy, Zanak'Ile vohatahy? \v 62 AryDe ahozy Jesosy hoe: ''Izaho no Izy; ary hitanan-dre ny Zanak'Ologna raha mipetraka eo an-tanankavanan'ny herin'Andriamanitra sy avy amin'ny rahon'ny lagnitra.''