bmm_mrk_text_ulb/14/55.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 55 Ary ire lohan'ny mpisorona sy ny Synederiona Jiosy de nizaha vavolombelogna manohitra an'i Jesosy mbô hahafan-jare mamono Anan-jy. Saingy tsy nahita zare. \v 56 Fa maro ny niampanga lènga Anan-jy, nefa ny fampangan-jare aza tsisy marigan avokoa.