bmm_mrk_text_ulb/14/53.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 53 Nindesin-jare tagny amin'ny mpisorona be Jesosy. Niara ny vory te daholo ny mpisorona jiaby, sy ny loholona, ary ire mpanora-dalàna. \v 54 Ary Petera nagnaraka Aananjy tany lavidavitra any, hatrany amin'ny tokotan'ny mpisorona be. Nipetraka teo amin-jare mpiambigna izy, izay namindro teo amin'ny afo.