bmm_mrk_text_ulb/14/47.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 47 Nisy araika tamin-jare nijtsangana te kanamoaka ny sabtrany ary namango ny mpanompon'ny ka nanapaka ny tadigniny. \v 48 Ahozy Jesosy tamin-jare hoe: ''Avy hanambotra Za, kara hanambotra jiolahy, miaraka amin'ny sabatra sy lalangilangy va anan-dre? \v 49 Taminy Za teo aminareo isan'andro sy nampianatra tô amin'ny tempoly, tsy ny sambôrinan-dre. \v 50 Fa natô izo mbô hatanteraka ny Sôratra Masigna.'' De nando Azy daholo izy jiaby niaraka tamin'i Jesosy ary nisitrika.