bmm_mrk_text_ulb/14/35.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 35 Nagnalavitra kely Jesosy, nankohotra taminy tany, de nivavaka Izy raha ôhatra azo atô, de hiala Aminy izany lèra izegny izy. \v 36 Ahozy Izy hoe: ''Aba, ray o, ny raha jiaby haino ato. Alaho amina ity kapoaka ity. Nefa hoka tsy sitrapoko ny atô, fa ny Ano.''