bmm_mrk_text_ulb/14/17.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 17 Raha haligna ny andro, de tonga niaraka tamin-jare roa ambifolo lahy Izy. \v 18 Raha nipetraka teo an-databatra sy nihinagna izy ire, ahozy Jesosy hoe: ''Volagniko marigna aminan-dre, fa ny raika amin'andre izay miaraka mihinagna amiko eto de hamadika Anà.'' \v 19 Nalahelo mafy izy rehetra, ka nivolagny taminy ny tsirekareka hoe: ''Tsy Zà zègny e."