bmm_mrk_text_ulb/14/15.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 15 Hatoroko anandré ny efitrano maventy any ambony etazy misy fanaka izy efa vonogna tsara izy. Ako no atovy ny fanomanagna rehetra ho antsika.'' \v 16 De lasagna ny mpianatra nandika ny tagna. Hitan-jare araka izany izé efa ny volagny tamin-jare ny raha jiaby, de nanomagna ny sakafon'ny Paska izireo.