bmm_mrk_text_ulb/14/03.txt

1 line
534 B
Plaintext

\v 3 Raha tagny Betania tô anpdragon'i Simona boka i Jesosy, raha nipètraka to an-databatra Izy, de nisy viavy raika hagnatogna Azy nitôndra tavoara alabastera misy menaka lafo vidy izay narda tsimifangaro. Nivakiny ilè tavoara de nararany amin'ny lôhany izegny. \v 4 Nahavignitra ny ôlogna asanany anefa zegny. Nifampy volagna izire ka nagnano hoe: ''Ino no aton'izô fandanindanigna izô? \v 5 Io menaka magnitra io azo ambidy mihoatra ny telonjato denaria, ary namiagna ny mahantra.'' De nivigniran-jare ilè viavy avitake.