bmm_mrk_text_ulb/14/01.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 1 Ary roa andro alohan'iny Paska sy ny Fankalazagna ny finanagna ny Mofo tsy misy Masirasira tamin'izany. Nizaha fomba hisamboragna an'i Jesosy mangingina ire lohany mpisorogna sy ny mpanoradalàna ary hamono Azy avakeo. \v 2 Fa ahozin-jare hoe: ''Alo tsy amin'ny andro fety, mbo tsy hanabataba ny ôlogna.''