bmm_mrk_text_ulb/13/35.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 35 Koa miambèna, satria tsy fantanaré hoe hoviagna no ho avy ny tompon-tragno; mety ho amin'ny androaligna zègny, na amin'ny sasak'aligna, na magneno akôho, na mandraigny. \v 36 Fô koa avy tampoko izy, dia aza avèla hahita anaré mandry izy. \v 37 Izy volagniko aminandre dia volagniko amin'ôlogno jiaby koa: Miambèna!"