bmm_mrk_text_ulb/13/33.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 33 Mitandraima! Miabaina, satria tsy fantanaré ny fotoagna. (Fanamarihagna: Iré fahaifagna talôha dia hoe: Mitandraima! Miabaina ary mivavaha, satria...) \v 34 Zègny dia karaha ny lilahy araiky handaiha lavitra_niala ny tragnony izy kè iré mpanompony no nasainy niambigna ny tragnony, samy amin'ny raharahany avy, ary nandidy ny mpiambigna Izy mbô tsy hatôry.