bmm_mrk_text_ulb/13/24.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 24 Kanaifa afaran'ny fahoriagnan'iré, dia hanômbokoahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia ny hazavagna, \v 25 iré kintagna hiraraka avy agny amin'ny lagnitry, ary iré hery zègny ako an-dagnitra ho hôzongôzognina. \v 26 Kè ho hitan'jaré ny Zanak'Ôlogna avy agny amin'ny rahôgna amin'ny hery mafy sy voninahitry. \v 27 Ary hagnasa ny anjeliny Izy kè hagnangogna miaraka iré ôlom-boafidiny avy agny amin'ny vazan-tany èfatra, avy agny amin'ny faran'ny tany kè hatragny amin'ny faran'ny lagnitra.