bmm_mrk_text_ulb/13/11.txt

1 line
542 B
Plaintext

\v 11 Rà misambotro sy manôlotro anaré zeré, dia aza magnahy ny amin'jegny tôkony ho volagninaré. Fô amin'igny ôra igny, dia hamiagna anaré zegny tôkony ho volagninaré; tsy anaré akôry no hivolagna, fô ny Fagnahy Masigna. \v 12 Ny ralahy hanôlotro ny ralahy ho faty, ary ny baba hanôlotro ny zanany. Ny zanaka hitsangagna hanôhitry ny ray aman-dreniny ka hahavono anjaré. \v 13 Ho halan'ny ôlon-jiaby anaré nôhon'ny Agnarako. Fô na izôvy na izôvy maharitry hatragniamin'ny farany, dia ho voavônjy zegny ôlogna zegny.