bmm_mrk_text_ulb/13/09.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 9 Mitandrèma anaré. Ho atôlotron'jaré amin'ny Synedriona anare, ary ho vilezigna ako amin'ny Synagoga. Hitsangagna manoloagna iré mpanapaka sy iré mpanjaka noho ny Aminahy anaré, ho vavolombelogna amin'jaré. \v 10 Fô ny Filazantasra dia tsy maintsy ho toriagna agny amin'ny firenena jiaby alôngany.