bmm_mrk_text_ulb/13/07.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 7 Rà naregny ady sy korambe momban'ny ady anaré, dia aza magnahy; tsy maintsy higadogna iré, fô tsy mbôla zegny ny farany. \v 8 Fô hisy firenegna hitsangagna hamely firenegna, ary hisy fananjakagna hamely fanjakagna. Ary hisy hôrohôron-tany amin'ny toeragna maro, sady hisy silogna. Zegny no fihantombohan'ny fiterahagna.