bmm_mrk_text_ulb/13/01.txt

1 line
323 B
Plaintext

\c 13 \v 1 Ary rà niala takà an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia nivolagna tami'ny araiky tamin'jaré mpianatrany hoe: "Mpampianatra ô, zahava ny hatsaran'ny vato sy ny hattsaran'ny rafitry!" \v 2 Hozy taminanjy hoe: "Hitanô mo reto rafitry maventy reto? Tsy havaila hisy vato areky hifampitikigna ake ke tsy ho ravagna."