bmm_mrk_text_ulb/12/43.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 43 Ary nantsoviny ireo mpianatra ary ahozy Izy hoe: ''Volagniko amin-dre marigna tokoa ito viavy mahantra mitondratena ity no nandatsaka vola bètsaka mihoatra amin'ologna nanda-tsaka vola tô amin'ny vatan-drakitra. \v 44 Satria ny rehetra nagnome tamin'ny fanagnamben-jare. Fa ity mpitondratena ity nagnome taminy fahantrany, de nandatsaka vola tokony hivilomany tô.''