bmm_mrk_text_ulb/12/28.txt

1 line
580 B
Plaintext

\v 28 Nisy raika tamin-jare mpanoratra làlagna tonga ka naregny koragnan-jare; fa nivalian'i Jesosy tsara zareo. Ary nagnontany Azy izy hoe: ''Ino tegna lehibe aminy didy jiaby?''\v 29 Namaly Jesosy hoe: ''Ny maventy indrindra de hoe: ''Mitandrignesa, nyTompo Andriamanitsika, ry Israely, raika ny Tompo. \v 30 Tsy mentsy mankatia ny Tompo Andriamanitr'ano aminy fôno rehetra ano, amin'ny fagnahino jiaby, amin'ny sègnano rehetra sy amin'ny herino manontolo.' \v 31 Ity ny didy faharoa: 'Tsy mèntsy mankatia ny namano kara ny tenano ano. 'Tsy misy didy lehibe ankotran'ire.''