bmm_mrk_text_ulb/12/26.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 26 Fa mikasika ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty, tsy nivakin'andre ny tô amin'ny bokin'i Mosesy, ao amin'ny andalagna mikasika ny voaroy, ny niresahan'Andriamanitra taminy ka novolagny hoe: ''Zâ no Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba'?\v 27 Izy de tsy Andriamanitry ny maty, fa an'ny velogna. Somary diso ny hevitr'andre''