bmm_mrk_text_ulb/12/24.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 24 Ary ahozy Jesosy hoe: ''Tsy zagny raha maha-diso hevitran'andre va, satria tsy fantan'andre na ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra? \v 25 Satria raha hitsangana amin'ny maty zare de tsy hanambady na hatolotra hoan'ny fanambadiagna, fa ho kara anjely any andagnitra.