bmm_mrk_text_ulb/12/20.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 20 Nisy fito miralahy; nanambady lè volognany ary maty, tsy nambela taranaka.\v 21 Avite nalaka'ananjy ny faharoa de maty, de karan-jany koa ny fahatelo. \v 22 Tsisy nambela taranaka zeo fito. Taminy farany de maty lè ramatoa.\v 23 Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, raha hitsangana indraiky zareo, de hovadin-jovy izy? Satria favy nanambady anan-jy daholo zare fito miralahy."