bmm_mrk_text_ulb/12/18.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 18 Aviteo zare Sadoseo, ary nivolagna fa tsy misyy fitsanganagna amin'ny maty, de tonga teo aminy. Nagnontany Ananjy zare, nagnano hoe: \v 19 ''Mpampianatro ô, zô nosoratan'i Mosesy ho anay hoe: 'Raha maty ny ralahalain'ny lalahy iraika ary nambela vady izy, nèfa mbola tsy niteraka, de tokony manambady ny vadin-dralahin'ny lè lalahy, ka hanagna taranaka hoan'ny ralahiny.'