bmm_mrk_text_ulb/12/13.txt

1 line
571 B
Plaintext

\v 13 De nagnasa ireo Fariseo sy Herodiana sanagny ho any Aminan-jy mbo hamandrikan'Anjy amin'ny teny zare. \v 14 Raha tônga zare de ahozin-jare taminy hoe: '' Mpampianatra ô fantanay fa tsy mivakiloha ny hevitry ny ologna Iano, ary tsy mamoaka fiangaragna eo amin'ny ologna. Mpampinatra marigna ny lalan'Anandriamanitra Ano. Ara-dalagna ve sa tsia ny mandoa hetra amin'i Kaisara? Tokony handoa hetra sa tsia?'' \v 15 Fantan'i Jesosy ny fihatsaram-belatsihin-jare ka nivolagna izy hoe:' 'Nahogna anandre no mitsapa Za?'' Itondra denaria raika Za mbo hizahavako izany.''