\v 8 Nisamborin-jareo izy, de nivonigna, ary natsipin-jareo tagny ivelan'ny tanim-boaloboka.\v 9 Koa, ino arika no haton'ny tompon'ny tanim-boaloboka? Ho avy izy handringana ny mpamboly voaloboka ary hagnome tany ho an'olon-kafa.