|
\v 4 Nagnasa mpanompo hafa nandeha any amin-jare ndrèka izy, de nivakivakin-jareo ny lohany ary nalany baraka.\v 5 De mbola nandefa afa migna, ary nivonin-jare raika. Naton-jare karan-jegny ireo zay nalefa tany, nilamohigna ny asanany ary nivoniny ire hafa. |