bmm_mrk_text_ulb/12/01.txt

1 line
593 B
Plaintext

\v 1 Nantetra nampianatra azy reo tamin'ny alalany fagnoarana i Jesosy. Ahoziny hoe: ''Nisy lalahy nagnano tanom-boaloka, kè nagnisy lakoro magnodidigna izègny, ary nandavaka famiazagna. Nanangana tilikambo izy avite nampanofany lè tanim-boaloboka tamin'ny mpamboly voaloboka. De nèngalavitra izy avite. \v 2 Tamin'ny fotogna, dia nagnasa mpanompo handèha any amin'ny mpamboly voaloboka izy mbora halaka amin-jare ny asanagny amin'ireo zay tokony anjarany amin'ny vokatr'ilay tanim-boaloboka.\v 3 Fa nisamborin-jare izy, nilamohin-jare izy ary niroasigna tsy hitôndra na inona na inona.