bmm_mrk_text_ulb/11/17.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 17 De nampianatra andre Izy ka nikoragna hoe: tsy efa voasoratra fô hoe: Ny tragnoko atao hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby nataonare ho johy fiherehan'ny mpangalatra \v 18 Regninjare mpisorina sy ny mpanoradalana ireo izay nokoragniny dia nitady fomba amonoana azy ireo fa natahotra Azy izy ireo satria ny fôkonolo jiaby varigna tamin'ny fampianarany \v 19 Rehefa tonga gny hariva, de niala ny tanàna izire.