bmm_mrk_text_ulb/11/07.txt

2 lines
526 B
Plaintext

\v 7 Kôfa nindesinjare mpianatra gognalahy roe take amin'i Jesosy gny zaboriky de natôny take
ambonin' izeigny ny sikinan'jare ka afaka nideba azy Jesosy. \v 8 fontry gny ôlo namelatra gny sikinany tègny andalagna,ary gny sasany kôza namelatra ratsan-kazo izay notapatahiny avy tagny antsabö .\v 9 Ireo izay nadeha take alhany sy ireo nagnarakan' Azy nagnatsoantso hoe: " Hozana! deraina ilay tôkana avy tamin'ny Agnaran'ny Tompo \v 10 deraina ny fanjakana ho an'i Davida Babantsika! Hozana amin'ny Avo indrindra! "