bmm_mrk_text_ulb/11/01.txt

1 line
523 B
Plaintext

\v 1 kôfa raha nandeha tagny Jerosalema Izy re, de niàmàriny an'i Betifaga sy Betania, agny an-tendrombohitra Oliva, Kôfa Jesosy nagniraka roe tamin -dre mpianany \v 2 Kôfa nivôlagna taminjare hoe: "Mandihàna amin'iry vohitra hely manolôagna antsena iry. raha tafiditra aka nare, dia hahita zanaboriky raika Mbôla tsy nitengenanôlo. vahao Izy de ndeso aty amiko. \v 3 Raha misy ôlo mivolagna amin-jare hoe: 'magnino nare magnano zô? 'De atôvo hoe: Misy ilain' ny Tompo azy dia haverina haingana aty izy."